Eksodosy 37:24 - DIEM PROTESTANTA24 Vongam-bolamena madio telopolo kilao no nampiasaina nanaovana ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Volamena tsy miharo, talenta iray, no nanaovany azy io mbamin’ny fanaka rehetra momba azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Vongam-bolamena madio telopolo kilao no nampiasaina nanaovana ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika24 Volamena madio talenta iray no lany nanaovana ny fanaovan-jiro mbamin’ny fanaka rehetra momba azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Volamena tsara talenta iray no nanaovany azy mbamin’ny fanaka rehetra momba azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Volamena tsara talenta iray no nanaovany azy mbamin'ny fanaka rehetra momba azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Volamena tsy miharo, talenta* iray, no nanaovany azy io mbamin’ny fanaka rehetra momba azy. Jereo ny toko |