Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 37:24 - Baiboly Katolika

24 Volamena madio talenta iray no lany nanaovana ny fanaovan-jiro mbamin’ny fanaka rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Volamena tsy miharo, talenta iray, no nanaovany azy io mbamin’ny fanaka rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

24 Vongam-bolamena madio telopolo kilao no nampiasaina nanaovana ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Vongam-bolamena madio telopolo kilao no nampiasaina nanaovana ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Volamena tsara talenta iray no nanaovany azy mbamin’ny fanaka rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Volamena tsara talenta iray no nanaovany azy mbamin'ny fanaka rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Volamena tsy miharo, talenta* iray, no nanaovany azy io mbamin’ny fanaka rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 37:24
2 Rohy Ifampitohizana  

Volamena madio avokoa no nanaovany ny lalampy fito sy ny hetin-jirony, ary ny fitoeran-davenon-jirony.


Hazo akasià no nanaovany ny ôtely fandoroan-java-manitra; iray hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, efa-joro mitovy lafiny efatra, ary roa hakiho ny haavony, iray aminy ny tandrony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra