Eksodosy 36:30 - DIEM PROTESTANTA30 Koa ny lafiny ivohon’ny fonena-masina dia nisy hazo fisaka valo sy faladiany volafotsy 16, ka faladia roa avy isaky ny hazo fisaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Ary nisy hazofisaka valo sy ny faladiany volafotsy avy, izany hoe faladia enina amby folo; faladia roa avy no ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Koa ny lafiny ivohon’ny fonena-masina dia nisy hazo fisaka valo sy faladiany volafotsy 16, ka faladia roa avy isaky ny hazo fisaka. Jereo ny tokoBaiboly Katolika30 Ary nisy koa hazo fisaka valo samy nanana ny faladiany volafotsy, dia faladia enina ambin’ny folo, faladia roa avy, ambanin’ny isan-kazo fisaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Ary nisy zanakazo valo sy ny faladiany volafotsy; dia faladia enina ambin’ny folo: faladia roa avy ho ambanin’ny isan-janakazo iray. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Ary nisy zana-kazo valo sy ny faladiany volafotsy; dia faladia enina ambin'ny folo: faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo iray. Jereo ny toko |