Eksodosy 36:29 - DIEM PROTESTANTA29 Ireo hazo fisaka roa ireo dia nisy elanelany ara-dalàna teo amin’ny fotony, fa nifanatona tsikelikely kosa ka nikambana teo amin’ny haba iray ihany tany an-dohany. Nataony nitovy izy roa ho hazo fisaka amin’ny zorony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Nakambana ho iray hatrany ambany ka hatrany ambony ireo, dia hiray tsara hatrany an-tampony eo amin’ny mason-drojo tokana; nataony toy izany koa ny roa ho eo amin’ny zorony roa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Ireo hazo fisaka roa ireo dia nisy elanelany ara-dalàna teo amin’ny fotony, fa nifanatona tsikelikely kosa ka nikambana teo amin’ny haba iray ihany tany an-dohany. Nataony nitovy izy roa ho hazo fisaka amin’ny zorony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika29 natao roa sosona hatraty ambany ka mikambana ho iray hatrany an-tampony, mipaka amin’ny masom-bola voalohany; nataony toy izany avokoa ny hazo fisaka roa amin’ny zorony roa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Ary nakambana ho iray izy hatramin’ny ambany ka hatramin’ny ambony, ka nasiana vava vola iray ihany; nataony toy izany avokoa izy roa ho eo amin’ny zorony roa. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Ary nakambana ho iray izy hatramin'ny ambany ka hatramin'ny ambony, ka nasiana vava vola iray ihany; nataony toy izany avokoa izy roa ho eo amin'ny zorony roa. Jereo ny toko |