Eksodosy 36:23 - DIEM PROTESTANTA23 Hazo fisaka roapolo no nataony ho an’ny lafiny atsimo tamin’ny fonena-masina, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Nanao ny hazofisaka ho amin’ny tabernakely izy, hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny atsimo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Hazo fisaka roapolo no nataony ho an’ny lafiny atsimo tamin’ny fonena-masina, Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 Natao ny hazo fisaka momba ny Fonenana, hazo fisaka roapolo amin’ny lafiny atsimo, ankavanan’ny Fonenana; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary nanao ny zanakazo ho amin’ny tabernakely izy, dia zanakazo roa-polo ho eo amin’ny lafiny atsimo. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary nanao ny zana-kazo ho amin'ny tabernakely izy, dia zana-kazo roa-polo ho eo amin'ny lafiny atsimo. Jereo ny toko |