Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:22 - DIEM PROTESTANTA

22 nasiana lahiny roa mirazotra isaky ny hazo fisaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Lahiny roa no amin’ny hazofisaka iray ka nasiany izay hikambanany. Izany no nanaovany ny hazofisaka rehetra tamin’ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 nasiana lahiny roa mirazotra isaky ny hazo fisaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Lahiny roa mifampikambana no tamin’ny hazo fisaka tsirairay; ary natao toy izany avokoa ny hazo fisaka tamin’ny Fonenana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary lahiny roa no amin’ny zanakazo iray, ka nasiany izay hikambanany; izany no nanaovany ny zanakazo rehetra tamin’ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary lahiny roa no amin'ny zana-kazo iray, ka nasiany izay hikambanany; izany no nanaovany ny zana-kazo rehetra tamin'ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:22
3 Rohy Ifampitohizana  

Hasiana lahiny roa mirazotra isaky ny hazo fisaka.


Nitovy refy ny hazo fisaka rehetra, ka dimy metatra ny lavan’ny tsirairay ary 75 santimetatra ny sakany;


Hazo fisaka roapolo no nataony ho an’ny lafiny atsimo tamin’ny fonena-masina,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra