Eksodosy 36:21 - DIEM PROTESTANTA21 Nitovy refy ny hazo fisaka rehetra, ka dimy metatra ny lavan’ny tsirairay ary 75 santimetatra ny sakany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Folo hakiho ny haavon’ny hazofisaka iray ary iray hakiho sy sasany ny sakan’ny hazofisaka iray. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Nitovy refy ny hazo fisaka rehetra, ka dimy metatra ny lavan’ny tsirairay ary 75 santimetatra ny sakany; Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Folo hakiho no halavan’ny hazo fisaka iray, ary iray hakiho sy sasany no indrabeny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Folo hakiho ny hahavon’ny zanakazo iray, ary iray hakiho sy sasany ny indraben’ny zanakazo iray. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Folo hakiho ny hahavon'ny zana-kazo iray, ary iray hakiho sy sasany ny indraben'ny zana-kazo iray. Jereo ny toko |