Eksodosy 36:20 - DIEM PROTESTANTA20 Nisy hazo fisaka namboariny tamin’ny hazo mimôzà, ka natsangany mba hitondra ny fonena-masina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Nanao ny hazofisaka akasia ho amin’ny tabernakely izy, dia tsangankazo akasia. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Nisy hazo fisaka namboariny tamin’ny hazo mimôzà, ka natsangany mba hitondra ny fonena-masina. Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Natao koa ny hazo fisaka momba ny Fonenana; hazo fisaka tamin’ny hazo akasià, natao mitsangana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary nanao ny zanakazo akasia ho amin’ny tabernakely izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary nanao ny zana-kazo akasia ho amin'ny tabernakely izy. Jereo ny toko |