Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Mba hiarovana ny lay faharoa, dia nanao sarona hoditr’ondry miloko mena sy sarona hoditra mafy izy, ka narakony teo amboniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Nataony tamin’ny hoditr’ondrilahy voaloko mena ny rakotry ny lay, ary sarona hoditra trozona no ho eo amboniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Mba hiarovana ny lay faharoa, dia nanao sarona hoditr’ondry miloko mena sy sarona hoditra mafy izy, ka narakony teo amboniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Hoditr’ondralahy voasoka mena no natao firakotry ny lay, ary nisy firakotra hodi-dogaona iray koa tambonin’io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary nanao rakotry ny lay tamin’ny hoditr’ondrilahy efa nomenaina izy sy sarona hodi-takasy ho eo amboniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary nanao rakotry ny lay tamin'ny hoditr'ondrilahy efa nomenaina izy sy sarona hodi-takasy ho eo amboniny.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:19
4 Rohy Ifampitohizana  

hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


Mba hiarovana ny lay faharoa, dia hoditr’ondrilahy miloko mena sy sarona vita amin’ny hoditra mafy no harakotra eo amboniny.


Nanamboatra farango halimo dimampolo ry zareo mba hampikambana ny lay ho iray ihany.


Nisy hazo fisaka namboariny tamin’ny hazo mimôzà, ka natsangany mba hitondra ny fonena-masina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra