Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Natambany ho vitrana iray aloha ny lamba temitra dimy, avy eo dia nataony toy izany koa ny enina hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Navitrany ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina sisa kosa dia hakambana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Natambany ho vitrana iray aloha ny lamba temitra dimy, avy eo dia nataony toy izany koa ny enina hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Ny dimy tamin’ireo ambainy ireo no nakambana manokana, ary ny enina sisa no nakambana manokana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary navitrany ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina kosa hikambana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary navitrany ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina kosa hikambana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Navitrany ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina sisa kosa dia hakambana.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:16
2 Rohy Ifampitohizana  

Nitovy refy avokoa ny lamba temitra rehetra, ka 15 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany.


Nopetahany tadivavarana dimampolo ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary nataony toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra