Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Nitovy refy avokoa ny lamba temitra rehetra, ka 15 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ny halavan’ny ambainy iray dia telopolo hakiho ary ny lambanan’ny ambainy iray dia efatra hakiho; nitovy refy ny ambainy iraika amby folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Nitovy refy avokoa ny lamba temitra rehetra, ka 15 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Telopolo hakiho no halavan’ny ambainy iray, ary efatra hakiho no sakan’ny ambainy iray; mitovy avokoa ny haben’ny ambainy iraika ambin’ny folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ny halavan’ny ambainy iray dia telo-polo hakiho, ary ny lambanan’ny ambainy iray dia efatra hakiho; nitovy ohatra ny ambainy iraika ambin’ny folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ny halavan'ny ambainy iray dia telo-polo hakiho, ary ny lambanan'ny ambainy iray dia efatra hakiho; nitovy ohatra ny ambainy iraika ambin'ny folo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Ny halavan’ny ambainy iray dia telopolo hakiho ary ny lambanan’ny ambainy iray dia efatra hakiho; nitovy refy ny ambainy iraika amby folo.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:15
2 Rohy Ifampitohizana  

Avy eo, dia namboariny koa ny tranolay hiarovana ny fonena-masina, ka lamba temitra 11 vita amin’ny volon’osy no nanaovany azy.


Natambany ho vitrana iray aloha ny lamba temitra dimy, avy eo dia nataony toy izany koa ny enina hafa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra