Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 36:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Nopetahany tadivavarana dimampolo ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary nataony toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Nanao tadivavarana dimampolo ho eo an-tsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana izy; ary tadivavarana dimampolo hafa koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny iray hafa efa voavitrana koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Nopetahany tadivavarana dimampolo ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary nataony toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Nasiana tadivavarana dimampolo ny vavan’ny ambainy, sisin’ny voavitrana anankiray, ary nasiana tadivavarana dimampolo koa ny vavan’ny ambainy farany sisin’ny voavitrana faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary nanao tadivavarana dimam-polo ho eo antsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana izy; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny anankiray koa efa voavitrana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary nanao tadivavarana dimam-polo ho eo an­tsisin'ny ambainy iray izay farany amin'ny efa voa vitrana izy; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin'ny ambainy iray amin'ny anankiray koa efa voavitrana.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:17
4 Rohy Ifampitohizana  

Hopetahana kofehy volon’ondry miloko volomparasy ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary hatao toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa.


«Ny fonena-masina dia hohodidinina kianja izay fefen’ny temitra vita amin’ny kiran-drongony mafy. Amin’ny lafiny atsimo, dia hivelatra eo amin’ny dimampolo metatra ny halavan’ny temitra;


Natambany ho vitrana iray aloha ny lamba temitra dimy, avy eo dia nataony toy izany koa ny enina hafa.


Nanamboatra farango halimo dimampolo ry zareo mba hampikambana ny lay ho iray ihany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra