Eksodosy 30:29 - DIEM PROTESTANTA29 Rehefa vita fanokanana ireo, dia ho voatokana ho Ahy tokoa, ka izay rehetra mikasika azy na olona na zavatra dia hiharan-doza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Hamasino ireo mba ho masina indrindra; ho masina izay rehetra mikasika azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Rehefa vita fanokanana ireo, dia ho voatokana ho Ahy tokoa, ka izay rehetra mikasika azy na olona na zavatra dia hiharan-doza. Jereo ny tokoBaiboly Katolika29 Hohamasininao ireo dia ho masina indrindra ary ho masina avokoa izay hikasika azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Ary hamasino ireo mba ho masina indrindra; ary ho masina izay rehetra manendry azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Ary hamasino ireo mba ho masina indrindra; ary ho masina izay rehetra manendry azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Hamasino ireo mba ho masina indrindra; ho masina izay rehetra mikasika azy. Jereo ny toko |