Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 30:28 - DIEM PROTESTANTA

28 ny alitara fanaovana sorona sy ny fitaovana miaraka aminy, ary ny kovetabe sy ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny koveta sy ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 ny alitara fanaovana sorona sy ny fitaovana miaraka aminy, ary ny kovetabe sy ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 ny ôtely fanaovan-tsorona dorana mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ary ny tavy varahina mbamin’ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 ary ny alitara fandoroana ny fanatitra odorana mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny tavy sy ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 ary ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana mbamin'ny fanaka rehetra momba azy ary ny tavy sy ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 30:28
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary nanao kovetabe halimo folo fasian-drano i Hirama, dia kovetabe hapetraka eo amin’ny kalesy folo. Ny kovetabe tsirairay dia nirefy roa metatra ny haavony ary niaty 1 600 litatra eo ho eo.


«Isan’andro dia hanolotra ombilahy iray ho sorona ahazoana famelan-keloka ianao. Hataonao izany hanadiovana ny alitara fisoronana; ary horarahanao diloilo ny alitara mba hanokanana azy.


Haharitra fito andro koa io lanonana io; ka raha afaka izany, dia ho masina indrindra ny alitara, ary izay rehetra mahakasika azy na olona na zavatra dia hiharan-doza.


–Momba ny fidiovana, dia hisy kovetabe iray ka halimo no hamboarana azy; hasiana faladiany halimo izany, ka hapetraka eo anelanelan’ny Tranolay fihaonana sy ny alitara, sady hofenoina rano.


ny latabatra voatokana, ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana miaraka aminy, ny alitara fandoroana vovo-javamanitra,


Rehefa vita fanokanana ireo, dia ho voatokana ho Ahy tokoa, ka izay rehetra mikasika azy na olona na zavatra dia hiharan-doza.


solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana,


Hohosoranao ilomasina koa ny kovetabe sy ny faladiany ka izany no hanokananao azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra