Eksodosy 30:14 - DIEM PROTESTANTA14 avy amin’ny Israelita rehetra voaisa ka roapolo taona no ho miakatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Izay rehetra voaisa, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, no handoa ny anjara fanomezana ho an’NY TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 avy amin’ny Israelita rehetra voaisa ka roapolo taona no ho miakatra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Samy handoa ny hajian’i Iaveh avokoa ny lehilahy anatin’ny voaisa rehetra hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Izay rehetra voalamina hatramin’ny roa-polo taona no ho miakatra no handoa ny fanatitra ho an’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Izay rehetra voalamina hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra no handoa ny fanatitra ho an'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Izay rehetra voaisa, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, no handoa ny anjara fanomezana ho an’NY TOMPO. Jereo ny toko |
Ny isam-pokon’i Israely no nanaovam-panisana araka ny tarika sy ny fianakaviany avy, ka nanoratana ny anaran’ny lehilahy rehetra feno roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana. Natomboka tamin’ny fokon’i Reobena lahimatoan’i Jakôba izany. Toy izao manaraka izao ny isa azo: Ny fokon’i Reobena: 46 500 Ny fokon’i Simehôna: 59 300 Ny fokon’i Gada: 45 650 Ny fokon’i Joda: 74 600 Ny fokon’i Jisakara: 54 400 Ny fokon’i Zebolòna: 57 400 Ny fokon’i Efraîma zanakalahin’i Jôsefa: 40 500 Ny fokon’i Manase zanakalahin’i Jôsefa: 32 200 Ny fokon’i Benjamîna: 35 400 Ny fokon’i Dana: 62 700 Ny fokon’i Asera: 41 500 Ny fokon’i Naftalỳ: 53 400