Eksodosy 29:2 - DIEM PROTESTANTA2 Makà kobam-barimbazaha, ka manaova mofo tsy misy leviora, mofo mamy misy diloilo saingy tsy misy leviora, ary mofo manify tsy misy leviora sady voararaka diloilo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 mofo tsy misy masirasira sy mofo tsy misy masirasira voaharo diloilo ary mofo manify tsy misy masirasira sady voahosotra diloilo; kobam-barimbazaha tsara toto no hanamboarana ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Makà kobam-barimbazaha, ka manaova mofo tsy misy leviora, mofo mamy misy diloilo saingy tsy misy leviora, ary mofo manify tsy misy leviora sady voararaka diloilo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Mofo tsy misy lalivay, mofo mamy tsy misy lalivay voadity tamin’ny diloilo, mofo mamy manify tsy misy lalivay voatondraka diloilo, ka lafarinam-barim-bazaha tsara indrindra no hanaovana azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 ary mofo tsy misy masirasira sy mofo tsy misy masirasira voaharo diloilo ary mofo manify tsy misy masirasira sady voahoso-diloilo; koba tsara toto no hanaovanao azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 ary mofo tsy misy masirasira sy mofo tsy misy masirasira voaharo diloilo ary mofo manify tsy misy masirasira sady voahoso-diloilo; koba tsara toto no hanaovanao azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 mofo tsy misy masirasira sy mofo tsy misy masirasira voaharo diloilo ary mofo manify tsy misy masirasira sady voahosotra diloilo; kobam-barimbazaha tsara toto no hanamboarana ireo. Jereo ny toko |
Ilay harona nasiany mofo tsy misy leviora, harona izay napetraka teo anatrehan’ny Toeramasin’ny TOMPO, dia nangalan’i Mosesy mofomamy anankiray tsy misy leviora, sy mofomamy anankiray voaisy menaka, ary mofo manify anankiray; ka nataony teo ambonin’ny tavin-kenan’ilay ondrilahy mbamin’ny feny ankavanana ireo mofo ireo.