Eksodosy 28:34 - DIEM PROTESTANTA34 Ny sarin’ampongabendanitra dia hifanelanelana amin’ny lakolosy kely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 io dia lakolosy kely volamena sy sarin’ampongabendanitra mifanelanelana manodidina eny amin’ny morontongotry ny akanjobe. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Ny sarin’ampongabendanitra dia hifanelanelana amin’ny lakolosy kely. Jereo ny tokoBaiboly Katolika34 lakolosy kely volamena dia sarin’ampongabendanitra, manaraka ny morontongotry ny akanjo lava manodidina hatrany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 dia famohamandry sy sarin’ampongabendanitra mifanelanelana manodidina eny amin’ny morontongotry ny akanjo ivelany. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 dia famohamandry sy sarin'ampongaben-danitra mifanelanelana manodidina eny amin'ny moron-tongotry ny akanjo ivelany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache34 io dia lakolosy kely volamena sy sarin’ampongabendanitra mifanelanelana manodidina eny amin’ny morontongotry ny akanjobe. Jereo ny toko |