Eksodosy 28:35 - DIEM PROTESTANTA35 Hanaovan’i Aharôna io fanamiana io rehefa manao ny raharaha maha mpisorona izy: koa rehefa hiseho eo anatrehako ao amin’ny Toeramasina izy, na hiala tao, dia ho heno ny feon’ny lakolosy kely ka tsy ho faty izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Hiakanjoan’i Arona izany rehefa manao ny fanompoam-pivavahana izy, mba ho re ny fanenony rehefa miditra ao amin’ny fitoerana masina eo anatrehan’NY TOMPO sy rehefa miala ao izy, mba tsy hahafaty azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Hanaovan’i Aharôna io fanamiana io rehefa manao ny raharaha maha mpisorona izy: koa rehefa hiseho eo anatrehako ao amin’ny Toeramasina izy, na hiala tao, dia ho heno ny feon’ny lakolosy kely ka tsy ho faty izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika35 Hiakanjoan’i Aarôna izany, rehefa manao ny fanompoam-pivavahana izy, ary ho re ny fanenony amin’ny hidirany sy amin’ny hivoahany ny fitoerana masina eo anatrehan’i Iaveh, ka tsy ho faty izy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Ary hiakanjoan’i Arona izany, raha manao ny fanompoam-pivavahany izy, mba ho re ny fanenony, raha miditra amin’ny fitoerana masina eo anatrehan’i Jehovah sy raha mivoaka izy, mba tsy hahafaty azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Ary hiakanjoan'i Arona izany, raha manao ny fanompoam-pivavahany izy, mba ho re ny fanenony, raha miditra amin'ny fitoerana masina eo anatrehan'i Jehovah sy raha mivoaka izy, mba tsy hahafaty azy. Jereo ny toko |
Ka hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: «Ilazao i Aharôna rahalahinao mba tsy hiditra ao amin’ny Toeramasina Indrindra, ambadiky ny efitra lamba, afa-tsy amin’ny andro sahaza ihany; ary ilazao koa izy tsy hankeo anoloan’ilay Vatamasina izay misy rakotra volamena eo amboniny, sao ho faty izy satria hiseho anaty rahona eo ambonin’io rakotra volamena io Aho.»