Eksodosy 27:17 - DIEM PROTESTANTA17 Hisy anjaka volafotsy hampitohy ny andry rehetra izay mamaritra ny kianja; ny farangony koa dia ho volafotsy, fa ny faladiany halimo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Samy hisy farango volafotsy hitohizany ny andry rehetra amin’ny kianja manodidina; ho volafotsy ny fihantonany ary ho varahina ny faladiany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Hisy anjaka volafotsy hampitohy ny andry rehetra izay mamaritra ny kianja; ny farangony koa dia ho volafotsy, fa ny faladiany halimo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 Ny andriny rehetra manodidina ny kianja, dia hakamban’ny anja-bolafotsy, sy hasiana faraingo volafotsy, ary hisy varahina avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ny tsangantsangany rehetra amin’ny kianja manodidina dia samy hisy anjaka volafotsy hitohizany; ho volafotsy ny fihantonany, ary ho varahina ny faladiany. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ny tsangantsangany rehetra amin'ny kianja manodidina dia samy hisy anjaka volafotsy hitohizany; ho volafotsy ny fihantonany, ary ho varahina ny faladiany, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Samy hisy farango volafotsy hitohizany ny andry rehetra amin’ny kianja manodidina; ho volafotsy ny fihantonany ary ho varahina ny faladiany. Jereo ny toko |