Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 26:37 - DIEM PROTESTANTA

37 Hisy andry dimy hatao amin’ny hazo mimôzà, sady horakofana takela-bolamena, ka eo no hanantonana io varavarana lamba io amin’ny farango volamena. Faladia halimo dimy no harendrika hitsatohan’ireo andry ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

37 Ary manaova andry hazo akasia dimy ho amin’ny varavarana lamba ka petaho takelaka volamena ireny; ho volamena koa ny fihantonany, ary mandrendreha faladia varahina dimy hiorenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Hisy andry dimy hatao amin’ny hazo mimôzà, sady horakofana takela-bolamena, ka eo no hanantonana io varavarana lamba io amin’ny farango volamena. Faladia halimo dimy no harendrika hitsatohan’ireo andry ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

37 Hanaovanao andry akasià dimy io varavarana lamba io, ka petahanao takela-bolamena ny andry sy asianao faraingo volamena; ary handrendrika varahina hatao faladiany dimy ianao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

37 Ary manaova andry hazo akasia dimy ho amin’ny varavarana lamba, ka petaho takela-bolamena; ary ho volamena koa ny fihantonany; ary mandrendreha faladia varahina dimy hiorenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

37 Ary manaova andry hazo akasia dimy ho amin'ny varavarana lamba, ka peta­ho takela-bolamena; ary ho volamena koa ny fihantonany; ary mandrendreha faladia varahina dimy hiorenany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

37 Ary manaova andry hazo akasia dimy ho amin’ny varavarana lamba ka petaho takelaka volamena ireny; ho volamena koa ny fihantonany, ary mandrendreha faladia varahina dimy hiorenany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 26:37
4 Rohy Ifampitohizana  

Horakofana takela-bolamena madio ny atiny sy ny ivelany ary hasiana sisiny volamena manodidina eo amboniny.


hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


Namboarina koa ny andry dimy hitondra ny efitra lamba sy ny fantsika hanantonana azy eo. Ny lohan’ny andry sy ny anjany dia samy norakofana takela-bolamena avokoa; fa natao halimo kosa ny faladiany dimy.


Io no nampiasaina nanamboarana ny faladian’ny andry teo amin’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana, ny alitara halimo sy ny makarakarany halimo, ny fitaovana rehetra teo amin’ny alitara,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra