Eksodosy 26:10 - DIEM PROTESTANTA10 Hopetahana tadivavarana dimampolo ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary hatao toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Manaova tadivavarana dimampolo eo an-tsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana, ary tadivavarana dimampolo koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny iray hafa izay efa voavitrana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Hopetahana tadivavarana dimampolo ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary hatao toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Hasianao tadivavarana dimampolo ny vavan’ny ambainy sisin’ireo navitrana voalohany ary dimampolo koa amin’ny vavan’ireo navitrana faharoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary manaova tadivavarana dimam-polo eo an-tsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny anankiray koa efa voavitrana. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary manaova tadivavarana dimam-polo eo an-tsisin'ny ambainy iray izay farany amin'ny efa voavitrana; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin'ny ambainy iray amin'ny anankiray koa efa voavitrana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Manaova tadivavarana dimampolo eo an-tsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana, ary tadivavarana dimampolo koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny iray hafa izay efa voavitrana. Jereo ny toko |