Eksodosy 26:10 - Baiboly Katolika10 Hasianao tadivavarana dimampolo ny vavan’ny ambainy sisin’ireo navitrana voalohany ary dimampolo koa amin’ny vavan’ireo navitrana faharoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Manaova tadivavarana dimampolo eo an-tsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana, ary tadivavarana dimampolo koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny iray hafa izay efa voavitrana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Hopetahana tadivavarana dimampolo ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary hatao toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Hopetahana tadivavarana dimampolo ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary hatao toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary manaova tadivavarana dimam-polo eo an-tsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny anankiray koa efa voavitrana. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary manaova tadivavarana dimam-polo eo an-tsisin'ny ambainy iray izay farany amin'ny efa voavitrana; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin'ny ambainy iray amin'ny anankiray koa efa voavitrana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Manaova tadivavarana dimampolo eo an-tsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana, ary tadivavarana dimampolo koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny iray hafa izay efa voavitrana. Jereo ny toko |