Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 25:7 - DIEM PROTESTANTA

7 vato berila sy vatosoa hafa ho an’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 vato berila ary vato alatsaka an-tranontranony amin’ny efoda sy amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 vato berila sy vatosoa hafa ho an’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 vatosoa berila sy vatosoa fandatsaka an-tranontranony, hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 sy vato beryla sy vato halatsaka an-tranontranony amin’ny efoda sy amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 sy vato beryla sy vato halatsaka an-tranontranony amin'ny efoda sy amin'ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 vato berila ary vato alatsaka an-tranontranony amin’ny efoda* sy amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 25:7
6 Rohy Ifampitohizana  

ary tsara ny volamena tamin’io tany io; tao koa ny ditin-kazo mani-pofona sy ny vatosoa.


Ireo fanamiana izay hataony dia ny saron-tratra, ny efôda, ny akanjo lava ivelany, ny akanjo vita peta-kofehy, ny satroka fehiloha ary ny fehikibo. Hanaovan’i Aharôna rahalahinao sy ny taranany ireo rehefa manao fisoronana amiko izy.


Ireo lehiben’ny vahoaka israelita kosa nitondra ny vato berila sy ny vatosoa hafa hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe,


vato berila sy vatosoa hafa hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe.


Ny masony dia mahafinaritra tahaka ny voromahailala mitaratra eo amoron-drenirano; ny voamasony toa mandro eo anivon-dronono, sady toa mipetraka anaty vatakely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra