Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 25:6 - DIEM PROTESTANTA

6 solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 diloilo hatao fanazavana, zavamanitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 solika hatao amin’ny fanaovan-jiro, zava-manitra hatao amin’ny diloilo fanosorana sy amin’ny zava-manitra fanembohana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 sy diloilo hatao fanazavana sy zava-manitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 sy diloilo hatao fanazavana sy zava-manitra ho amin'ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 diloilo hatao fanazavana, zavamanitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 25:6
7 Rohy Ifampitohizana  

Jiro fito no hamboarina ka hapetraka eo amin’io fitoeran-jiro io mba hanazava ny anoloany.


hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


«Ary ianao, ry Mosesy, mandidia ny Israelita hitondra aminao menaka ôliva tsara sy madio mba handrehetana ny jiro tsy tapaka.


Namboarina tamin’ny hazo mimôzà ireo bao roa ireo, dia norakofana takelaka halimo,


I Elehazara zanakalahin’i Aharôna mpisorona no miandraikitra ny diloilon-jiro, ny ditin-kazo manitra, ny fanatitra hohanina fanao isan’andro ary ny diloilo fanosorana; miandraikitra ny Fonena-masina manontolo sy ny ao anatiny rehetra izy, na ny fitaovana masina izany na ny kojakoja rehetra momba azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra