Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 25:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Hovoasana mitambatra amin’ny saron’ny Vatamasina ireo kerobima roa ireo, eo amin’ny sakany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ny kerobima iray dia ataovy amin’ny sakany iray ary ny kerobima iray kosa dia amin’ny sakany iray: Vongana iray amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no hanaovanareo ny kerobima roa, eo amin’ny sakany roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Hovoasana mitambatra amin’ny saron’ny Vatamasina ireo kerobima roa ireo, eo amin’ny sakany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 ny kerobima iray hatao amin’ny laniny iray, ary ny kerobima iray hatao amin’ny laniny iray koa; ny kerobima dia hatao tafahoatra ny fanaovam-panavotana amin’ny laniny roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ny kerobima iray ataovy indray mivofy amin’ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa amin’ny sakany anankiray: indray mivofy amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no hanaovanareo ny kerobima roa, dia amin’ny sakany roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ny kerobima iray ataovy indray mivofy amin'ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa amin'ny sakany anankiray: indray mivofy amin'ny rakotra fanaovam-panavotana no hanaovanareo ny kerobima roa, dia amin'ny sakany roa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Ny kerobima iray dia ataovy amin’ny sakany iray ary ny kerobima iray kosa dia amin’ny sakany iray: Vongana iray amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no hanaovanareo ny kerobima roa, eo amin’ny sakany roa.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 25:19
3 Rohy Ifampitohizana  

ka toy ny kerobima nitaingenany izany; dia nanidina sy nisosa Izy ka teo amin’ny elatry ny rivotra no niseho.


Hanefena kerobima roa volamena amin’ny sakany roa eo ambony saron’ny Vatamasina.


Hifanatrika ny kerobima roa sady manatrika ny saron’ny Vatamasina izay alofany amin’ny elany mivelatra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra