Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -

Eksodosy 25:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Rehefa tafiditra amin’ny toerany ireo, dia tsy hoesorina intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ao amin’ny mason-drojon’ny vata no hitoeran’ny bao ary tsy hesorina eo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Rehefa tafiditra amin’ny toerany ireo, dia tsy hoesorina intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Havela hijanona eo amin’ny masom-bolamena ny bao fa tsy hesorina eo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Eo amin’ny vava volan’ny fiara no hitoeran’ny bao, ka tsy hesorina eo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Eo amin'ny vava volan'ny fiara no hitoeran'ny bao, ka tsy hesorina eo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Eksodosy 25:15
3 Rohy Ifampitohizana  

Lava ihany ireto bao ireto, ka mety hita ny lohany, raha tazanina avy eo amin’ny Toeramasina manoloana ny efitra anatiny, saingy tsy hita kosa avy any ivelany; ary mbola ao mandraka androany ireo bao ireo.

Hatsofoka ao amin’ireo haba ireo ny bao roa mba hilanjana ny Vatamasina.

Araho izahay:

dokam-barotra

dokam-barotra