Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 24:14 - DIEM PROTESTANTA

14 rehefa avy nilaza tamin’ny loholona hoe: «Andraso eto izahay mandra-piverinay. Indreo i Aharôna sy i Hora hijanona miaraka aminareo; koa raha misy manana olana, dia manatòna azy roa lahy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ary hoy izy tamin’ny loholona: Andraso eto izahay mandra-piverinay eto aminareo. Indro i Arona sy i Hora dia eto aminareo; koa raha misy olona manana ady, aoka hankeo amin’izy roalahy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 rehefa avy nilaza tamin’ny loholona hoe: «Andraso eto izahay mandra-piverinay. Indreo i Aharôna sy i Hora hijanona miaraka aminareo; koa raha misy manana olana, dia manatòna azy roa lahy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Hoy izy tamin’ireo loholona: «Andraso eto izahay mandra-piverinay atỳ aminareo. Ary indreo i Aarôna sy i Hora eto aminareo, ka raha misy manana ady dia aoka hanatona azy ireo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary hoy izy tamin’ny loholona: Miandrasa anay eto mandra-piverinay eto aminareo; ary, indro, Arona sy Hora dia eto aminareo, koa raha misy olona manana ady, aoka hankeo amin’izy roa lahy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary hoy izy tamin'ny loholona: Miandrasa anay eto mandra-piverinay eto aminareo; ary, indro, Arona sy Hora dia eto aminareo, koa raha misy olona manana ady, aoka hankeo amin'izy roa lahy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ary hoy izy tamin’ny loholona: Andraso eto izahay mandra-piverinay eto aminareo. Indro i Arona sy i Hora dia eto aminareo; koa raha misy olona manana ady, aoka hankeo amin’izy roalahy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 24:14
8 Rohy Ifampitohizana  

Koa hoy izy tamin’ireo zatovony roa lahy: –Mijanòna eto ianareo miaraka amin’ny boriky, fa izaho sy ny zazalahy handeha hatreny an-tendrombohitra mba hivavaka amin’Andriamanitra, dia hiverina aty aminareo indray.


Dia lasa i Josoa niady tamin’ny Hamalekita araka izay efa nandidian’i Mosesy azy; fa i Mosesy sy i Aharôna ary i Hora kosa dia niakatra teny an-tampon’ny havoana.


Ary nony vizaka ireo sandrin’i Mosesy, dia nalain’i Aharôna sy i Hora ny vato ka napetrany teo anilan’i Mosesy, ary nipetraka teo ambonin’io i Mosesy. Dia avy i Aharôna sy i Hora ka nanohana ny sandriny teo an-daniny sy an-kilany, dia naharitra tsy nidina ny tanany ambara-pilentiky ny masoandro.


Rehefa misy raharaha mampifanolana azy, dia tonga atỳ amiko izy ireo: mitsara ny raharaha mampifanolana azy aho, ary mampahafantatra azy ny fitsipik’Andriamanitra sy ny lalànany.


Nony hitan’ny vahoaka israelita fa tara ny fidinan’i Mosesy avy any an-tendrombohitra, dia nivory teo amin’i Aharôna izy, ka nanao taminy hoe: –Ndeha anaovy andriamanitra iray izahay handeha eo alohanay, satria tsy fantatray izay nanjo an’i Mosesy, ilay lehilahy namoaka anay hiala tany Ejipta.


Tsy maintsy midina mialoha ahy any Gilgàla anefa ianao, ka ho tratrako tsy ho ela, any ny hanatrarako mba hanolotra sorona dorana manontolo sy sorom-pihavanana. Fito andro no hiandrasanao ahy ao; ka rehefa tonga aho, dia hambarako anao izay tokony hataonao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra