Eksodosy 2:20 - DIEM PROTESTANTA20 Ary hoy i Rehoela tamin’ny zanany vavy: –Aiza anefa izany lehilahy izany? Nahoana izy no nilaozanareo any? Ndeha alao izy mba hiara-misakafo amintsika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ary hoy izy tamin’ireo zanany vavy: Koa aiza izy izany? Nahoana no nilaozanareo any izao lehilahy izao? Antsoy izy mba hihinan-kanina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Ary hoy i Rehoela tamin’ny zanany vavy: –Aiza anefa izany lehilahy izany? Nahoana izy no nilaozanareo any? Ndeha alao izy mba hiara-misakafo amintsika. Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Dia hoy izy tamin’ireo zanany vavy: «Aiza izy izany? Nahoana no avelanareo any izany lehilahy izany? Antsoy izy hihinan-kanina.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary hoy izy tamin’ny zanani-vavy: Ka aiza izy? nahoana no nilaozanareo izany lehilahy izany? alao izy mba hihinan-kanina. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary hoy izy tamin'ny zananivavy: Ka aiza izy? Nahoana no nilaozanareo izany lehilahy izany? Alao izy mba hihinan-kanina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Ary hoy izy tamin’ireo zanany vavy: Koa aiza izy izany? Nahoana no nilaozanareo any izao lehilahy izao? Antsoy izy mba hihinan-kanina. Jereo ny toko |
Dia tonga namangy an’i Jôba avokoa ny rahalahiny sy ny anabaviny mbamin’ny olom-pantany fahiny, ka niara-nihinana taminy tao an-tranony. Naneho fiombonana taminy koa ireo sady nampionona azy noho ny loza rehetra nalefan’ny TOMPO taminy. Ary samy nanolotra fanomezana vola kesita iray sy rojo volamena iray avy ho azy izy rehetra.