Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 2:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Dia novaliany hoe: –Nisy lehilahy ejiptianina iray niaro anay tamin’ny tanan’ny mpiandry ondry sady nanovo rano ho anay ka nampisotro ny biby fiompintsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Hoy izy ireo: Nisy lehilahy ejiptiana iray namonjy anay tamin’ny tanan’ny mpiandry ondry sady nanovo rano ho anay, no nampisotro ny ondry aman’osy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Dia novaliany hoe: –Nisy lehilahy ejiptianina iray niaro anay tamin’ny tanan’ny mpiandry ondry sady nanovo rano ho anay ka nampisotro ny biby fiompintsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Ka hoy ny navaliny: «Nisy Ejiptianina anankiray niaro anay tamin’ny tanan’ny mpiandry ondry, sy nanovo rano ho anay aza sady nampisotro ny biby fiompy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary hoy izy ireo: Nisy lehilahy Egyptiana anankiray namonjy anay tamin’ny tànan’ny mpiandry ondry sady nanovo rano ho anay, dia nampisotro ny ondry aman-osy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary hoy izy ireo: Nisy lehilahy Egyptiana anankiray namonjy anay tamin'ny tanan'ny mpiandry ondry sady nanovo rano ho anay, dia nampisotro ny ondry aman'osy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Hoy izy ireo: Nisy lehilahy ejiptiana iray namonjy anay tamin’ny tanan’ny mpiandry ondry sady nanovo rano ho anay, no nampisotro ny ondry aman’osy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 2:19
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary rehefa nahita an’i Rahely zanakavavin’i Labàna anadahin-dreniny sy ireo ondry aman’osiny i Jakôba, dia nanatona nanaisotra ny vato teo amin’ny vava fantsakana, ka nampisotro ireo ondry aman’osin’ny anadahin-dreniny.


Nony nahita izany fomba fisaonana tao Gôrena-Atàda izany ny Kanahanita nonina tamin’iny faritra iny, dia loa-bolana hoe: –Fisaonana mangidy ho an’i Ejipta ity! Izany no niantsoana io toerana any am-pitan’i Jôrdàna io hoe Abela-Mitsiraima, izany hoe Fisaonan’i Ejipta.


Nody tany amin’i Rehoela rainy izy fito mirahavavy, ka nanontaniany hoe: –Nahoana no nalaky nody ianareo androany?


Ary hoy i Rehoela tamin’ny zanany vavy: –Aiza anefa izany lehilahy izany? Nahoana izy no nilaozanareo any? Ndeha alao izy mba hiara-misakafo amintsika.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra