Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 19:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Dia nidina nankeo amin’ny vahoaka i Mosesy ary niteny taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Ary nidina nankeny amin’ny olona i Mosesy ka niteny taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Dia nidina nankeo amin’ny vahoaka i Mosesy ary niteny taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Dia nidina nankeo amin’ny vahoaka i Môizy, nilaza izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary Mosesy dia nidina nankeny amin’ny olona ka niteny taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary Mosesy dia nidina nankeny amin'ny olona ka niteny taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Ary nidina nankeny amin’ny olona i Mosesy ka niteny taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 19:25
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Ndeha midina ianao, ka ento miakatra miaraka aminao i Aharôna. Nefa aoka ireo mpisorona sy ny vahoaka tsy hirohotra hiakatra atỳ amiko, fandrao hamely azy ho faty Aho.


Dia nanambara ireto teny rehetra ireto tamin’ny Israelita Andriamanitra ka nanao hoe:


Izaho kosa teo anelanelan’ny TOMPO sy ianareo tamin’izany andro izany mba hanambara aminareo ny tenin’ny TOMPO, satria natahotra teo am-pahitana ilay afo manko ianareo ka tsy niakatra tao an-tendrombohitra. Fa hoy ny TOMPO hoe:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra