Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 19:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Ary hoy i Mosesy tamin’ny TOMPO: –Tsy afaka hiakatra eto Sinay ny vahoaka, satria Ianao ihany no efa nandidy anay mba hamaritra ny tendrombohitra ka hanavaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Dia hoy i Mosesy tamin’NY TOMPO: Tsy afaka miakatra ho eto amin’ny tendrombohitra Sinay ny olona, fa Ianao nandidy anay hoe: Fefeo ny tendrombohitra ka hamasino.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Ary hoy i Mosesy tamin’ny TOMPO: –Tsy afaka hiakatra eto Sinay ny vahoaka, satria Ianao ihany no efa nandidy anay mba hamaritra ny tendrombohitra ka hanavaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Dia hoy i Môizy tamin’i Iaveh: «Tsy hahazo miakatra ny tendrombohitra Sinaia ny vahoaka, satria efa voararanao mafy izahay nilazanao hoe: Asio faritra manodidina ny tendrombohitra ka hamasino izy».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary hoy Mosesy tamin’i Jehovah: Tsy mahazo miakatra ho eto amin’ny tendrombohitra Sinay ny olona; fa Hianao nandidy anay ka nanao hoe: Fefeo ny tendrombohitra, ka hamasino izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary hoy Mosesy tamin'i Jehovah: Tsy mahazo miakatra ho eto amin'ny tendrombohitra Sinay ny olona; fa Hianao nandidy anay ka nanao hoe: Fefeo ny tendrombohitra, ka hamasino izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Dia hoy i Mosesy tamin’NY TOMPO: Tsy afaka miakatra ho eto amin’ny tendrombohitra Sinay ny olona, fa Ianao nandidy anay hoe: Fefeo ny tendrombohitra ka hamasino.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 19:23
3 Rohy Ifampitohizana  

Farito ny manodidina ny tendrombohitra, ka asaovy mitandrina ny olona mba tsy hianika ny tendrombohitra na hanatona ny sisiny akory, fa izay rehetra manatona ny tendrombohitra dia hatao maty.


Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Ndeha midina ianao, ka ento miakatra miaraka aminao i Aharôna. Nefa aoka ireo mpisorona sy ny vahoaka tsy hirohotra hiakatra atỳ amiko, fandrao hamely azy ho faty Aho.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra