Eksodosy 19:21 - DIEM PROTESTANTA21 Ary hoy ny TOMPO taminy: –Ndeha midina ianao hampitandrina ny vahoaka fandrao hirohotra hijery AHY izy ka ho maro no ho faty aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Midìna dia ampitandremo ny olona, fandrao hisisika hankao amin’NY TOMPO izy mba hijery ka ho betsaka ny maty. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Ary hoy ny TOMPO taminy: –Ndeha midina ianao hampitandrina ny vahoaka fandrao hirohotra hijery AHY izy ka ho maro no ho faty aminy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Midìna ka rarao mafy ny vahoaka tsy hihoatra ny faritra mankatỳ amin’i Iaveh mba hijery, fandrao hahafatesana maro izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary hoy Jehovah tamin’i Mosesy: Midìna, ka pepero ny olona, fandrao hisisika hankao amin’i Jehovah izy mba hijery ka hahafatesana maro. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Midìna, ka pepero ny olona, fandrao hisisika hankao amin'i Jehovah izy mba hijery ka hahafatesana maro. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Midìna dia ampitandremo ny olona, fandrao hisisika hankao amin’NY TOMPO izy mba hijery ka ho betsaka ny maty. Jereo ny toko |
Rehefa hifindra toby ny Israelita dia ho vitan’i Aharôna sy ny zanany ny famonosana ny Toeramasina sy ny fanaka rehetra momba ny Toeramasina, dia ho avy amin’izay ny taranak’i Kehàta hitondra azy. Tsy hikasika ny fitaovana masina mivantana izy sao maty. Izany no anjara entan’ny taranak’i Kehàta ny amin’ny Tranolay fihaonana.