Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 18:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Dia hoy indray ny rafozany: –Tsy tsara ny fomba anaovanao ny raharaha!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia hoy ny rafozan’i Mosesy taminy: Tsy tsara izao zavatra ataonao izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Dia hoy indray ny rafozany: –Tsy tsara ny fomba anaovanao ny raharaha!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Fa hoy ny rafozan’i Môizy taminy: «Tsy tsara izao ataonao izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary hoy ny rafozan’i Mosesy taminy; Tsy tsara izao zavatra ataonao izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary hoy ny rafozan'i Mosesy taminy; Tsy tsara izao zavatra ataonao izao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Dia hoy ny rafozan’i Mosesy taminy: Tsy tsara izao zavatra ataonao izao.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 18:17
5 Rohy Ifampitohizana  

Koa ankehitriny avereno amin’ny vadiny ravehivavy. Mpaminany izy ka hivavaka ho anao, dia tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao kosa izy, dia fantaro fa ho faty tokoa ianao sy izay rehetra anao.


Rehefa misy raharaha mampifanolana azy, dia tonga atỳ amiko izy ireo: mitsara ny raharaha mampifanolana azy aho, ary mampahafantatra azy ny fitsipik’Andriamanitra sy ny lalànany.


Samy ho reraka mihitsy na ianao na ireto olona tonga atỳ aminao. Mavesatra loatra aminao izao andraikitra izao ka tsy ho vitanao samirery!


Ny menaka fanosotra sy ny ranomanitra dia mahafaly ny fo fa ny fahoriana mampisafotofoto ny fanahy.


Dia novorîn’ny 12 lahy ny mpianatra rehetra ka nataony hoe: –Tsy rariny raha ilaozanay mitantana sakafo ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra