Eksodosy 18:16 - DIEM PROTESTANTA16 Rehefa misy raharaha mampifanolana azy, dia tonga atỳ amiko izy ireo: mitsara ny raharaha mampifanolana azy aho, ary mampahafantatra azy ny fitsipik’Andriamanitra sy ny lalànany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Raha misy manana ady izy ireo dia mankaty amiko ka mitsara azy roa tonta aho ary mampahalala azy ny didin’Andriamanitra sy ny lalànany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Rehefa misy raharaha mampifanolana azy, dia tonga atỳ amiko izy ireo: mitsara ny raharaha mampifanolana azy aho, ary mampahafantatra azy ny fitsipik’Andriamanitra sy ny lalànany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Raha manana ady izy ireo, dia mankatỳ amiko, ka mitsara azy aho sy mampahalala ny didy aman-dalàn’Andriamanitra.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Raha misy manana ady izy, dia mankatỳ amiko, ka mitsara azy roa tonta aho, dia mampahalala azy ny didin’Andriamanitra sy ny lalàny. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Raha misy manana ady izy, dia mankaty amiko, ka mitsara azy roa tonta aho, dia mampahalala azy ny didin'Andriamanitra sy ny lalàny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Raha misy manana ady izy ireo dia mankaty amiko ka mitsara azy roa tonta aho ary mampahalala azy ny didin’Andriamanitra sy ny lalànany. Jereo ny toko |
Na inona na inona ady avy amin’ny mpiray firenena, any amin’ny tanàna fonenany any momba ny vonoan’olona na momba ny lalàna sy didy amam-pitsipika samy hafa, dia anaro izy; dia tsy ho meloka amin’ny TOMPO ireo, ary tsy hiharan’ny fahatezeran’Andriamanitra ianareo sy ny mpiray firenena aminareo. Izany no ataovy, dia tsy ho meloka ianareo.