Eksodosy 18:17 - Baiboly Katolika17 Fa hoy ny rafozan’i Môizy taminy: «Tsy tsara izao ataonao izao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Dia hoy ny rafozan’i Mosesy taminy: Tsy tsara izao zavatra ataonao izao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Dia hoy indray ny rafozany: –Tsy tsara ny fomba anaovanao ny raharaha! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Dia hoy indray ny rafozany: –Tsy tsara ny fomba anaovanao ny raharaha! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary hoy ny rafozan’i Mosesy taminy; Tsy tsara izao zavatra ataonao izao. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary hoy ny rafozan'i Mosesy taminy; Tsy tsara izao zavatra ataonao izao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Dia hoy ny rafozan’i Mosesy taminy: Tsy tsara izao zavatra ataonao izao. Jereo ny toko |