Eksodosy 16:26 - DIEM PROTESTANTA26 Andro enina no ahazoanareo manangona sakafo; fa amin’ny andro fahafito, andro sabata, dia tsy hisy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito ka tsy hisy amin’io andro io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Andro enina no ahazoanareo manangona sakafo; fa amin’ny andro fahafito, andro sabata, dia tsy hisy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika26 Amin’ny andro enina no hakanareo izany, fa amin’ny andro fahafito izay sabata dia tsy hisy». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito, ka dia tsy hisy amin’izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito, ka dia tsy hisy amin'izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito ka tsy hisy amin’io andro io. Jereo ny toko |