Eksodosy 16:21 - DIEM PROTESTANTA21 Hatreo dia nanangona izay sahaza hohaniny avy isa-maraina ny olona; ary rehefa nafana ny andro dia nitsonika ireny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Nanangona ny mana isa-maraina ny olona, samy araka izay sahaza azy avy; ary nony nafana ny andro dia levona ireny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Hatreo dia nanangona izay sahaza hohaniny avy isa-maraina ny olona; ary rehefa nafana ny andro dia nitsonika ireny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Isa-maraina izy ireo no nanangona ny mana, samy araka izay fihinany avy; fa rehefa mafana ny andro, dia levona niempo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary nanangona ny mana isa-maraina ny olona, dia samy araka izay fihinany avy; ary nony nafana ny andro, dia levona ireny. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary nanangona ny mana isa-maraina ny olona, dia samy araka izay fihinany avy; ary nony nafana ny andro, dia levona ireny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Nanangona ny mana isa-maraina ny olona, samy araka izay sahaza azy avy; ary nony nafana ny andro dia levona ireny. Jereo ny toko |