Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 16:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Nisy ihany anefa olona tsy nankatò an’i Mosesy ka namela sisa ho tra-maraina, saingy nivoaka olitra ireny ka maimbo; koa tezitra tamin’ireo i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Kanefa tsy mba nanaraka ny tenin’i Mosesy izy fa namela sisa ho tra-maraina ihany ny olona sasany, dia niteraka olitra izany ka maimbo. Dia tezitra tamin’ny olona i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Nisy ihany anefa olona tsy nankatò an’i Mosesy ka namela sisa ho tra-maraina, saingy nivoaka olitra ireny ka maimbo; koa tezitra tamin’ireo i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Nefa tsy nihaino an’i Môizy izy fa nisy namela ho tra-maraina, ka sady niloaka olitra izany no maimbo. Tezitra tamin’izy ireo i Môizy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Kanefa tsy mba nanaraka ny tenin’i Mosesy izy, fa namela sisa ho tra-maraina ihany ny olona sasany, dia niteraka olitra izany ka maimbo; ary dia tezitra tamin’ny olona Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Kanefa tsy mba nanaraka ny tenin'i Mosesy izy, fa namela sisa ho tra-maraina ihany ny olona sasany, dia niteraka olitra izany ka maimbo; ary dia tezitra tamin'ny olona Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Kanefa tsy mba nanaraka ny tenin’i Mosesy izy fa namela sisa ho tra-maraina ihany ny olona sasany, dia niteraka olitra izany ka maimbo. Dia tezitra tamin’ny olona i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 16:20
13 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy i Mosesy tamin’ny Israelita: –Aoka tsy hisy olona hamela sisa ho tra-maraina.


Hatreo dia nanangona izay sahaza hohaniny avy isa-maraina ny olona; ary rehefa nafana ny andro dia nitsonika ireny.


Dia navahan’izy ireo hotahirizina mandra-maraina ny ambiny araka izay nodidian’i Mosesy, nefa tsy maimbo na feno olitra.


I Mosesy kosa dia lehilahy malemy fanahy mihoatra noho ny olona hafa rehetra ambonin’ny tany.


Tezitra aoka izany i Mosesy ka niteny tamin’ny TOMPO hoe: –Aza raharahainao akory izay fanatitr’izy ireo! Fa tsy mba naka na dia boriky iray taminy akory aza aho, ary koa tsy mba nanisy ratsy na dia ny anankiray taminy akory aza.


–Aza mangorona harena ho anareo etỳ an-tany, izay misy kadradraka sy harafesina manimba, sady misy mpangalatra mamaky trano sy mangalatra;


Nahita izany i Jesoa ka tezitra ary nilaza tamin’ny mpianany hoe: –Avelao ny ankizy madinika hanatona Ahy, fa aza raràna, satria an’ny toa azy ireny ny Fanjakàn’Andriamanitra.


Dia tezitra i Jesoa nanopy maso manodidina nijery azy ireo, sady nalahelo tokoa noho ny hamafin’ny fony, ka niteny tamin-dralehilahy hoe: –Atsory ny tananao! Dia natsotran’ilay marary ny tanany ka sitrana.


Dia hoy i Jesoa tamin’ny vahoaka: –Mitandrema! Aoka tsy ho voan’ny fangoronan-karena isan-karazany ianareo, fa ny ain’olona tsy miankina amin’ny habetsahan’ny fananany!


Amidio ny fanananareo ka ny vola azo, anaovy asa fiantrana. Kitapom-bola tsy mety tontan’ny ela atao ho anareo, dia harena tsy mety lany any an-danitra; any tsy mba misy mpangalatra mihaodihaody na kadradraka manimba.


Raha sendra tezitra ianareo, dia aza manota: aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo.


Aza avela hahazo laka amin’ny fiainanareo ny fitiavam-bola; aoka ianareo hianina amin’izay anananareo, fa hoy Andriamanitra: «Tsy handao anao mihitsy Aho, ary tsy hahafoy anao velively.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra