Eksodosy 12:26 - DIEM PROTESTANTA26 Ary raha manontany anareo ny anton’izany ny zanakareo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Raha manontany anareo ny zanakareo hoe: Inona no anton’izao fanompoana ataonareo izao? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Ary raha manontany anareo ny anton’izany ny zanakareo, Jereo ny tokoBaiboly Katolika26 Ary raha hanontany anareo ny zanakareo hoe: Inona no hambaran’izao fomba masina izao aminareo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary raha hanontany anareo ny zanakareo hoe: Inona no anton’izao fanompoana ataonareo izao? Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary raha hanontany anareo ny zanakareo hoe: Inona no anton'izao fanompoana ataonareo izao? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Raha manontany anareo ny zanakareo hoe: Inona no anton’izao fanompoana ataonareo izao? Jereo ny toko |