Eksodosy 12:25 - DIEM PROTESTANTA25 Koa rehefa tafiditra ao amin’ny tany izay efa nampanantenain’ny TOMPO homena anareo ianareo, dia tandremo io fanompoam-pivavahana io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Ary rehefa tonga any amin’ny tany izay homen’NY TOMPO anareo araka izay nolazainy ianareo dia tandremo izany fanompoana izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Koa rehefa tafiditra ao amin’ny tany izay efa nampanantenain’ny TOMPO homena anareo ianareo, dia tandremo io fanompoam-pivavahana io. Jereo ny tokoBaiboly Katolika25 Rehefa tafiditra any amin’ny tany homen’i Iaveh anareo ianareo, araka ny nampanantenainy, dia hotandremanareo izany fomba masina izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Ary rehefa tonga any amin’ny tany izay homen’i Jehovah anareo araka izay nolazainy hianareo, dia tandremo izany fanompoana izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Ary rehefa tonga any amin'ny tany izay homen'i Jehovah anareo araka izay nolazainy ianareo, dia tandremo izany fanompoana izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Ary rehefa tonga any amin’ny tany izay homen’NY TOMPO anareo araka izay nolazainy ianareo dia tandremo izany fanompoana izany. Jereo ny toko |
Koa hotsarovanareo hatrany hatrany izany zavatra izany amin’io volana io rehefa izay ianareo hampidirin’ny TOMPO ao amin’ny tanin’ny Kanahanita sy ny Hetita mbamin’ny Amôrita sy ny Hivita ary ny Jebosita. Tany izay nianian’ny TOMPO tamin’ny razanareo fa homena anareo izany, tany tondra-dronono sy tantely.
Koa tafidina Aho mba hanafaka azy amin’ny fahefàn’ny Ejiptianina, ka hampiakatra azy hiala amin’ny tany Ejipta mba ho any amin’ny tany tsara sy midadasika, any amin’ny tany tondra-dronono sy tantely, dia ny toerana misy ny Kanahanita sy ny Hetita, ny Amôrita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita.