Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 12:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Tandremo io zavatra io mba ho lalàna raikitra ho anareo sy ny taranakareo hatrany hatrany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Ary hitandrina izany zavatra izany ianareo ho lalàna maharitra ho anareo sy ho an’ny taranakareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Tandremo io zavatra io mba ho lalàna raikitra ho anareo sy ny taranakareo hatrany hatrany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Didy hotandremanareo izany, ho zavatra nalahatra haharitra mandrakizay, ho anareo sy ny taranakareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary hitandrina izany zavatra izany, hianareo ho lalàna ho anareo sy ho an’ny taranakareo mandrakizay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary hitandrina izany zavatra izany, ianareo ho lalàna ho anareo sy ho an'ny taranakareo mandrakizay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Ary hitandrina izany zavatra izany ianareo ho lalàna maharitra ho anareo sy ho an’ny taranakareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 12:24
6 Rohy Ifampitohizana  

«Hotsarovana hatrany hatrany io andro io, ka hotandremanareo amin’ny alalan’ny fety manetriketrika ho fankalazana Ahy TOMPO: ho lalàna raikitra ho anareo izany.


«Hotandremanareo ny fetin’ny mofo tsy misy leviora ho fahatsiarovana fa tamin’io andro io mihitsy Aho no namoaka ny vahoakanareo hiala avy tany Ejipta. Hotandremanareo hatrany hatrany izany andro izany, ho lalàna raikitra ho anareo sy ny taranakareo.


Koa rehefa tafiditra ao amin’ny tany izay efa nampanantenain’ny TOMPO homena anareo ianareo, dia tandremo io fanompoam-pivavahana io.


Isan-taona isan-taona, amin’ny fotoana voatondro, no hitandremanareo io fepetra io.


Koa hotsarovanareo hatrany hatrany izany zavatra izany amin’io volana io rehefa izay ianareo hampidirin’ny TOMPO ao amin’ny tanin’ny Kanahanita sy ny Hetita mbamin’ny Amôrita sy ny Hivita ary ny Jebosita. Tany izay nianian’ny TOMPO tamin’ny razanareo fa homena anareo izany, tany tondra-dronono sy tantely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra