Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 12:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Koa tsy azonareo hanina ny sakafo misy ny leviora rehetra. Na aiza na aiza no hitoeranareo dia mofo tsy misy leviora no hohaninareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Tsy hihinana na inona na inona izay misy masirasira ianareo fa samy hihinana mofo tsy misy masirasira ao amin’izay itoeranareo rehetra avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Koa tsy azonareo hanina ny sakafo misy ny leviora rehetra. Na aiza na aiza no hitoeranareo dia mofo tsy misy leviora no hohaninareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Koa tsy hihinana mofo misy lalivay ianareo; ao amin’ny tranonareo rehetra dia mofo tsy misy lalivay no hohaninareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Tsy hihinana na inona na inona izay misy masirasira hianareo; fa samy hihinana mofo tsy misy masirasira ao amin’izay itoeranareo rehetra avy hianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Tsy hihinana na inona na inona izay misy masirasira ianareo; fa samy hihinana mofo tsy misy masirasira ao amin'izay itoeranareo rehetra avy ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Tsy hihinana na inona na inona izay misy masirasira ianareo fa samy hihinana mofo tsy misy masirasira ao amin’izay itoeranareo rehetra avy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 12:20
4 Rohy Ifampitohizana  

Fito andro no tsy tokony hahitana leviora ao an-tranonareo; fa na iza na iza mihinana sakafo misy leviora, na vahiny na Israelita, dia hofongorana tsy ho anisan’ny fiangonan’i Israely izy.


Niantso ny loholon’i Israely rehetra i Mosesy ka nanao taminy hoe: –Mandehana ianareo ka makà zanakondry na zanakosy ho an’ny fianakavianareo avy, dia vonoy ho sakafo Paska.


«Aza ampiarahina amin’ny mofo misy leviora ny sorona alatsa-dra, ary aza avela ho tra-maraina ny henan’ny sorona atao harivan’ny fetin’ny Paska.


Ary nilaza fanoharana hafa koa tamin’ny vahoaka i Jesoa ka nanao hoe: –Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny leviora nalain’ity vehivavy anankiray ary nampifangaroiny tamin’ny koba eran’ny kovetabe mandra-pibohaky ny koba manontolo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra