Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 1:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Koa nampanantsoin’ny mpanjaka ireo mpampivelona ka nanontaniany hoe: –Nahoana no nanao izany zavatra izany ianareo, ka namela ireo zazalahy ho velona?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Dia niantso ireo mpampivelona ny mpanjakan’i Ejipta ka niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no nanao izao ka novelominareo ihany ny zazalahy?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Koa nampanantsoin’ny mpanjaka ireo mpampivelona ka nanontaniany hoe: –Nahoana no nanao izany zavatra izany ianareo, ka namela ireo zazalahy ho velona?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Dia nampiantsoin’ny mpanjakan’i Ejipta ny mpampivelona ka nataony hoe: «Nahoana ianareo no nanao toy izany ka navelanareo ho velona ny zazalahy?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Dia nampaka ny mpampivelona ny mpanjakan’i Egypta ka nanao taminy hoe: Nahoana no nanao izany zavatra izany hianareo, ka novelominareo ihany ny zazalahy?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Dia nampaka ny mpampivelona ny mpanjakan'i Egypta ka nanao taminy hoe: Nahoana no nanao izany zavatra izany ianareo, ka novelominareo ihany ny zazalahy?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Dia niantso ireo mpampivelona ny mpanjakan’i Ejipta ka niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no nanao izao ka novelominareo ihany ny zazalahy?

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 1:18
4 Rohy Ifampitohizana  

Izao kosa no baiko nomeny an’ireo mpanompony: –Jereo tsara, fa rehefa falin-divay ny fon’i Amnôna ka milaza aminareo aho hoe: «Asio i Amnôna!», dia vonoy ho faty izy. Aza matahotra. Moa tsy izaho va no nanome baiko anareo? Koa sahia ary misehoa ho mahery fo!


Natahotra an’Andriamanitra anefa ireo mpampivelona ireo ka tsy nanao araka izay nodidian’ny mpanjakan’i Ejipta, fa namela ireo zazalahy ho velona.


Fa namaly ireo mpampivelona hoe: –Tsy mba tahaka ny vehivavy ejiptianina ireo vehivavy hebreo fa matanjaka; koa raha tsy mbola tonga akory ny mpampivelona, dia efa teraka izy.


Tsy refesi-mandidy ny teniny ary tsy misy olona afaka manontany azy ny anton’ny zavatra ataony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra