Daniela 3:20 - DIEM PROTESTANTA20 Ary ireo lehilahy matanjaka indrindra tamin’ny miaramilany no nasainy namatotra an’i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao sy nanipy azy tao anaty lafaoro misy afo mivaivay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Izay lehilahy matanjaka indrindra tamin’ny miaramilany koa no nasainy namatotra an’i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego ka nanipy azy ireo tao anatin’ny lafaoro mirehitra afo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Ary ireo lehilahy matanjaka indrindra tamin’ny miaramilany no nasainy namatotra an’i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao sy nanipy azy tao anaty lafaoro misy afo mivaivay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary izay lehilahy matanjaka indrindra tamin’ny miaramilany no nasainy namatotra an’i Sadraka sy Mesaka ary Abednego sy nanipy azy tao anatin’ny lafaoro nisy afo mirehitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary izay lehilahy matanjaka indrindra tamin'ny miaramilany no nasainy namatotra an'i Sadraka sy Mesaka ary Abednego sy nanipy azy tao anatin'ny lafaoro nisy afo mirehitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Izay lehilahy matanjaka indrindra tamin’ny miaramilany koa no nasainy namatotra an’i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego ka nanipy azy ireo tao anatin’ny lafaoro mirehitra afo. Jereo ny toko |
Ankehitriny, mivonòna ianareo, fa amin’ny fotoana izay handrenesanareo ny feon’ny trompetra sy sodina ary kabôsy aman-dokanga mbamin’ny valiha sy farara ary zava-maneno isan-karazany, dia hiankohoka sy hivavaka amin’ny sarivongana izay nataoko ianareo; fa raha tsy mety mivavaka kosa ianareo, dia hatsipy miaraka amin’izay ao anaty lafaoro misy afo mivaivay; ary iza no andriamanitra hahafaka anareo amin’ny fahefàko?