Daniela 2:41 - DIEM PROTESTANTA41 Ary, araka ny hitanao, ny tongotr’ilay sarivongana sy ny rantsan-tongony dia tanimanga ny ampahany ary vy ny ampahany, izany hoe hizara io fanjakana io. Hisy fahamafisana toy ny an’ny vy ao aminy, satria hitanao fa ny vy dia nifangaro tamin’ny tanimanga; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201141 Hitanao ny tongony sy ny rantsantongony, fa ny tapany dia tanimangan’ny mpanefy tanimanga, ary ny tapany vy, dia ho fanjakana mizarazara izy; nefa hisy herim-by ao aminy, satria nahita vy miharo tanimanga mbola fotaka ianao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara41 Ary, araka ny hitanao, ny tongotr’ilay sarivongana sy ny rantsan-tongony dia tanimanga ny ampahany ary vy ny ampahany, izany hoe hizara io fanjakana io. Hisy fahamafisana toy ny an’ny vy ao aminy, satria hitanao fa ny vy dia nifangaro tamin’ny tanimanga; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy41 Ary satria hitanao ny tongotra sy ny rantsan-tongotra, fa ny tapany tanimangan’ny mpanefy tanimanga, ary ny tapany vy dia ho fanjakana mizarazara izy; nefa hisy herim-by ao aminy, satria nahita vy miharo tanimanga mbola fotaka hianao. Jereo ny tokoMalagasy Bible41 Ary satria hitanao ny tongotra sy ny rantsan-tongotra, fa ny tapany tanimangan'ny mpanefy tanimanga, ary ny tapany vy dia ho fanjakana mizarazara izy; nefa hisy herim-by ao aminy, satria nahita vy miharo tanimanga mbola fotaka ianao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache41 Hitanao ny tongony sy ny rantsantongony, fa ny tapany dia tanimangan’ny mpanefy tanimanga, ary ny tapany vy, dia ho fanjakana mizarazara izy; nefa hisy herim-by ao aminy, satria nahita vy miharo tanimanga mbola fotaka ianao. Jereo ny toko |
Taorian’izany dia mbola nijery ny fahitako tamin’ny alina ihany aho ka indro nisy biby fahefatra mahatahotra sy mahatsiravina sady matanjaka aoka izany. Nanana nify vy lehibe izay nihinanany sy namiravirany izy, fa izay sisa tsy laniny dia nohoseny; ary hafa noho ireo biby rehetra teo alohany izy fa nanana tandroka folo.