Daniela 2:40 - DIEM PROTESTANTA40 Ary ny fanjakana fahefatra dia ho mafy tahaka ny vy. Tahaka ny anorotoroan’ny vy sy anapotehany ary anamontsanany ny zavatra rehetra no hanorotoroan’io fanjakana io sy hanamontsanany ireo fanjakana rehetra talohany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 Ny fanjakana fahefatra dia ho mafy toy ny vy; fa toy ny vy manorotoro sy mahamongomongo ny zavatra rehetra, ary toy ny famakivakin’ny vy ireo rehetra ireo, dia toy izany no hamakivakiany sy hanorotoroany azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Ary ny fanjakana fahefatra dia ho mafy tahaka ny vy. Tahaka ny anorotoroan’ny vy sy anapotehany ary anamontsanany ny zavatra rehetra no hanorotoroan’io fanjakana io sy hanamontsanany ireo fanjakana rehetra talohany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 Ary ny fanjakana fahefatra dia ho mafy toy ny vy; fa toy ny vy manorotoro sy mahamongomongo ny zavatra rehetra, ary toy ny famakivakin’ ny vy ireo rehetra ireo, dia toy izany no amakivakiany sy anorotoroany azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible40 Ary ny fanjakana fahefatra dia ho mafy toy ny vy; fa toy ny vy manorotoro sy mahamongomongo ny zavatra rehetra, ary toy ny famakivakin'ny vy ireo rehetra ireo, dia toy izany no amakivakiany sy anorotoroany azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache40 Ny fanjakana fahefatra dia ho mafy toy ny vy; fa toy ny vy manorotoro sy mahamongomongo ny zavatra rehetra, ary toy ny famakivakin’ny vy ireo rehetra ireo, dia toy izany no hamakivakiany sy hanorotoroany azy. Jereo ny toko |
Taorian’izany dia mbola nijery ny fahitako tamin’ny alina ihany aho ka indro nisy biby fahefatra mahatahotra sy mahatsiravina sady matanjaka aoka izany. Nanana nify vy lehibe izay nihinanany sy namiravirany izy, fa izay sisa tsy laniny dia nohoseny; ary hafa noho ireo biby rehetra teo alohany izy fa nanana tandroka folo.
Rehefa tapitra ny fito taona in-62, dia hisy lehilahy voahosotra iray hovonoina ho faty nefa tsy hisy hiaro azy. Ary tafika entin’ny mpitarika iray no handrava ny tanàna sy ny toera-masina; kanefa hanam-piafarana io mpitarika io fa hitosahan’ny fahatezeran’Andriamanitra; saingy mandra-pahatapitry ny ady dia hisy fandravana araka ny efa voatendry.