Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Daniela 2:42 - DIEM PROTESTANTA

42 kanefa ny rantsan-tongotra, izay vy ny ampahany ary tanimanga ny ampahany, dia maneho tahaka izany koa fa ny ampahan’io fanjakana io dia hatanjaka ary ny ampahany kosa halemy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

42 Ary toy ny rantsantongony, ny tapany dia vy, ny tapany tanimanga, dia ho toy izany ny fanjakana, ny tapany dia ho mafy, ary ny tapany dia ho malemy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 kanefa ny rantsan-tongotra, izay vy ny ampahany ary tanimanga ny ampahany, dia maneho tahaka izany koa fa ny ampahan’io fanjakana io dia hatanjaka ary ny ampahany kosa halemy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

42 Ary toy ny rantsan-tongotra, ny tapany vy, ny tapany tanimanga, dia ho toy izany ny fanjakana, ny tapany ho mafy, ary ny tapany ho malemy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

42 Ary toy ny rantsan-tongotra, ny tapany vy, ny tapany tanimanga, dia ho toy izany ny fanjakana, ny tapany ho mafy, ary ny tapany ho malemy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

42 Ary toy ny rantsantongony, ny tapany dia vy, ny tapany tanimanga, dia ho toy izany ny fanjakana, ny tapany dia ho mafy, ary ny tapany dia ho malemy.

Jereo ny toko dika mitovy




Daniela 2:42
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary, araka ny hitanao, ny tongotr’ilay sarivongana sy ny rantsan-tongony dia tanimanga ny ampahany ary vy ny ampahany, izany hoe hizara io fanjakana io. Hisy fahamafisana toy ny an’ny vy ao aminy, satria hitanao fa ny vy dia nifangaro tamin’ny tanimanga;


Ny vy izay hitanao nifangaro tamin’ny tanimanga dia mampiseho ihany koa fa hifangaro amin’ny fanambadiana ireo mpanjaka; nefa tsy ho mafy io fitambarana io tahaka ny tsy mahamafy ny fitambaran’ny vy amin’ny tanimanga.


Ary ny tandroka folo dia mampiseho mpanjaka folo izay hifandimby hifehy io fanjakana io; ary hisy mpanjaka iray hafa noho ireo teo alohany hitsangana manaraka an’ireo, rehefa avy handresy mpanjaka telo.


Dia nahita biby anankiray nipoitra avy tany an-dranomasina aho; nanana tandroka folo sy loha fito izy; nisy satroboninahitra iray avy isaky ny tandrony; ary nisy anarana iray manevateva an’Andriamanitra isaky ny lohany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra