Daniela 12:4 - DIEM PROTESTANTA4 «Ry Daniela, ahorony hiafina ireo teny ireo ka asio tombo-kase tsy ho azo sokafana ity boky ity ambara-pahatongan’ny fotoana farany; ho maro amin’izay no hamaky azy ka hitombo fahalalana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ianao kosa, ry Daniela, dia tano ho tsiambaratelo ny teny ka asio tombo-kase ny taratasy mandra-piavin’ny andro farany. Maro no hazoto mikaroka ka hitombo fahalalana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 «Ry Daniela, ahorony hiafina ireo teny ireo ka asio tombo-kase tsy ho azo sokafana ity boky ity ambara-pahatongan’ny fotoana farany; ho maro amin’izay no hamaky azy ka hitombo fahalalana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 ARY hianao, ry Daniela, dia ahoroninao ny teny, ka asio tombo-kase ny taratasy mandra-pihavin’ny andro farany; maro no hazoto mandinika, ka hitombo ny fahalalana. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary ianao, ry Daniela, dia ahoroninao ny teny, ka asio tombo-kase ny taratasy mandra-pihavin'ny andro farany; maro no hazoto mandinika, ka hitombo ny fahalalana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ianao kosa, ry Daniela, dia tano ho tsiambaratelo ny teny ka asio tombo-kase ny taratasy mandra-piavin’ny andro farany. Maro no hazoto mikaroka ka hitombo fahalalana. Jereo ny toko |
Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Kirôsa mpanjakan’i Persia, dia nisy hafatra nambara tamin’i Daniela izay nantsoina koa hoe Beltesatsara. Izany hafatra izany dia azo antoka sady nilaza fa hisy fisedrana goavana. Nodinihin’i Daniela izany hafatra izany; ary tamin’ny alalan’ny fahitana no nahafantarany ny heviny.
«Ary amin’ny fotoana farany dia hanoto azy indray ny mpanjaka ao atsimo, nefa ny mpanjaka ao avaratra dia hipaoka azy toy tafio-drivotra miaraka amin-kalesy sy mpitaingi-tsoavaly ary sambo marobe; ary hiditra amin’ny tany isan-karazany izy ka hihoatra sisintany ombàn-tafika sy hipariaka toy ny ranovaky.