Daniela 11:28 - DIEM PROTESTANTA28 Ary hiverina any amin’ny taniny mitondra harembe ilay mpanjaka ao avaratra; ka hanatanteraka izay nokasainy hanoherana ny fanekempihavanana masina izy, vao hody any amin’ny taniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Hiverina ho any amin’ny taniny mitondra harena be izy; ny fony anefa dia hanohitra ny fanekena masina; hataony izany dia hiverina ho any amin’ny taniny izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Ary hiverina any amin’ny taniny mitondra harembe ilay mpanjaka ao avaratra; ka hanatanteraka izay nokasainy hanoherana ny fanekempihavanana masina izy, vao hody any amin’ny taniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary hiverina ho any amin’ny taniny mitondra harena be izy; koa ny fony dia hanohitra ny fanekena masina; ary hahefa sy hiverina ho any amin’ny taniny izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ary hiverina ho any amin'ny taniny mitondra harena be izy; koa ny fony dia hanohitra ny fanekena masina; ary hahefa sy hiverina ho any amin'ny taniny izy Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Hiverina ho any amin’ny taniny mitondra harena be izy; ny fony anefa dia hanohitra ny fanekena masina; hataony izany dia hiverina ho any amin’ny taniny izy. Jereo ny toko |