Daniela 11:27 - DIEM PROTESTANTA27 Ary ireo mpanjaka roa ireo dia samy haniry hanao ratsy ao am-pony avy ka hifampiresaka lainga eo amin’ny latabatra iray; nefa tsy hahomby izany satria amin’ny fotoanandro voatendry ihany no hiafaran’ny raharaha. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Ny fon’ireo mpanjaka roa ireo dia samy ta hanao ratsy; eo an-databatra iray no hiresahany lainga. Nefa tsy hahomby izany fa hisy farany amin’ny fotoana voafetra ihany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Ary ireo mpanjaka roa ireo dia samy haniry hanao ratsy ao am-pony avy ka hifampiresaka lainga eo amin’ny latabatra iray; nefa tsy hahomby izany satria amin’ny fotoanandro voatendry ihany no hiafaran’ny raharaha. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary ny fon’ireo mpanjaka roa ireo dia samy ta-hanao ratsy, ary eo an-databatra iray no hiresahany lainga; nefa tsy hambinina izany; fa ny farany dia ho amin’ny fotoana ihany. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary ny fon'ireo mpanjaka roa ireo dia samy ta-hanao ratsy, ary eo an-databatra iray no hiresahany lainga; nefa tsy hambinina izany; fa ny farany dia ho amin'ny fotoana ihany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Ny fon’ireo mpanjaka roa ireo dia samy ta hanao ratsy; eo an-databatra iray no hiresahany lainga. Nefa tsy hahomby izany fa hisy farany amin’ny fotoana voafetra ihany. Jereo ny toko |
Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Kirôsa mpanjakan’i Persia, dia nisy hafatra nambara tamin’i Daniela izay nantsoina koa hoe Beltesatsara. Izany hafatra izany dia azo antoka sady nilaza fa hisy fisedrana goavana. Nodinihin’i Daniela izany hafatra izany; ary tamin’ny alalan’ny fahitana no nahafantarany ny heviny.
«Ary amin’ny fotoana farany dia hanoto azy indray ny mpanjaka ao atsimo, nefa ny mpanjaka ao avaratra dia hipaoka azy toy tafio-drivotra miaraka amin-kalesy sy mpitaingi-tsoavaly ary sambo marobe; ary hiditra amin’ny tany isan-karazany izy ka hihoatra sisintany ombàn-tafika sy hipariaka toy ny ranovaky.